L'Université des Langues étrangères de Beijing (BFSU), en s’appuyant sur son importante communauté d’étudiants internationaux, a conçu et produit une série de courts métrages thématiques mettant en lumière les réalisations du développement de la Chine à l’ère nouvelle. Ces vidéos, réalisées principalement par des étudiants venus de différents pays, explorent divers aspects de la modernisation chinoise ...
Exchanges and mutual learning make civilizations richer and more colorful. In the face of unprecedented changes in today's world, the call for dialogue and communication among global civilizations grows louder. The video series "Mutual Learning among Civilizations: China and the World" aims to explore the interactions and integration between Chinese culture and the diverse cultures of the globe, showcasing ...
Tamin'ny 14 Aogositra, natao tao amin'ny Oniversiten'ny Mpanjaka ao Phnom Penh, Kambodza ny "Fananganana Fiarahamonina Sina-Kambodza miaraka amin'ny Hoavy amin'ny Vanim-potoana Vaovao: Tatitra Fanadihadiana 2025 momba ny Fahatakaran'ny Tanora Kambojiana ny Fifanakalozana eo amin'ny maha-Olona eo amin'i Sina sy Kambodza". Niara-niasa tamin'ny Foibe Fikarohana momba an'i Kambodza ao amin'ny Oniversite ...
Ny marainan'ny 7 Aogositra, dia natao tao amin'ny Oniversite momba ny Fianarana teny Vahiny any Beijing (BFSU) ny lanonam-pamaranana ny "Mahita an’i Sina - Toby fibeazana fotoam-pahavaratra ho an'ny Holandy - Azia” 2026. Ny Fikambanan'ny Fanabeazana Sinoa ho an'ny Fifanakalozana Iraisam-pirenena no nikarakara ny hetsika ary nampiantrano izany niaraka tamin'ny Toby fibeazana fotoam-pahavaratra ho ...
Ny 24 jolay ka hatramin’ny 26 jolay, nosokafana tany amin’ny Oniversite momba ny fampianarana teny vahiny any Beijing (BFSU) ny Fihaonambe 2026 momba ny Fampianarana Teny sy Kolontsaina ao anatin’ny rafitry ny Tetikasa “Fehikibo sy Lalana” sy ny Fihaonambe Iraisam-pirenena momba ny Fampianarana Teny Anglisy. Niara-nikarakara ity hetsika ity ny Gazety “China Daily”, ny BFSU, ary ny Oniversiten’...
Tamin’ny 31 Jolay, notanterahina tao amin’ny Oniversite momba ny fampianarana teny vahiny any Beijing (BFSU) ny lanonam-panokafana ny “Tetezana mankany amin’ny teny Sinoa” (Hanyu Qiao), mitondra ny lohahevitra hoe “Fahazoana an'i Sina”. Ity toby fahavaratra ity dia nokarakarain’ny Foibe Fifanakalozana sy Fiaraha-miasa amin’ny Fiteny (CLEC) ao amin’ny Minisiteran’ny Fanabeazana Sinoa sy ny ...
Ny 26 sy 27 Jolay, Atoa Jia Wenjian, Filohan’ny Oniversite momba ny fampianarana teny vahiny any Beijing sady sekretera lefitry ny Komitin’ny Antoko Kaominista Sinoa ao amin’ny BFSU, dia nitarika delegasiona tany Makaô. Nanatrika ny fikaonandoha momba ny Maodely ho an’ny tanora 2026 an’ny Firenena Mikambana sy ny sehatra fifanakalozan-kevitry ny tanora momba ny fahaiza-manao manerantany izy ireo,...
Tamin’ny 22 jona lasa teo, dia natao tao amin’ny kianja filalaovana tao amin’ny Oniversite momba ny fampianarana teny vahiny ao Beijing (BFSU) ny lanonana fanolorana sy fizarana diplaoma ho an’ny ireo izay nahavita fianarana amin’ity 2026 ity.Nasaina nanao lahateny tamin’izany Rtoa Soeung Rathchavy, Masoivohon’i Kambôdza monina sy miasa any Sina, sy Atoa Li An, izay nahazo diplaoma tao amin’...
Tamin’ny 12 jona lasa teo, nitsidika ny Oniversite momba ny fampianarana teny vahiny any Beijing (BFSU) Atoa Fernando Alexander, Minisitry ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Fanavaozana Pôrtiogey. Nihaona tamin’ny delegasiona notarihiny Atoa Jia Wenjian, sekretera lefitry ny Komitin’ny Antoko ao amin’ny BFSU sady filohan’ny Oniversite sy Atoa Zhao Gang, mpikambana maharitra ao amin’ny Komitin’...