Ny “Velakevitra iraisam-pirenena” dia niorina tamin’ny 1999. Izy io dia gazety akademika natao handalinana ny olana iraisam-pirenena, ary ny Ivon-teoram-pikarohana momba ny olana iraisam-pirenena ao amin’ny BFSU no mitantana azy.
Ny “Literatiora vahiny” dia niorina tamin’ny 1980. Izy io dia anisan’ny gazety akademika naharitra ela sy manan-kery indrindra eo amin’ny sehatry ny fikarohana momba ny literatiora vahiny eto Sina.
Ny “Vaovao momba ny fikarohan’ny fampianarana teny vahiny” (fantatra amin’ny anarana taloha hoe “Fanabeazana teny vahiny eto Sina”) dia tantanin’i BFSU ary miara-miasa amin’ny trano famoaham-boky antsoina hoe Foreign Language Teaching and Research Press (FLTRP). Mivoaka in-4 isan-taona.
Ny “Fampianarana sy fikarohana teny vahiny” dia mirakitra ny olana rehetra ao amin’ny lalam-piofanana momba ny teny vahiny, ary mitana toerana manan-danja ao amin’ny sehatra fikarohana momba ny teny sy haiteny, ny fampianarana teny vahiny, ny fandikan-teny sy ny fifanohinan-kolontsaina.
Ny “Sinolojia iraisam-pirenena” dia gazety akademika ofisialy tokana eto Sina mifantoka amin’ny fikarohana momba ny sinolojia any ivelan’i Sina.
>Fianarana ara-paritra sy momba ny firenena
>Fikarohana momba ny maha-olombelona ao Alemana
>Fikarohana momba ny Firenena sy faritra miteny Frantsay (Teny sinoa sy frantsay)
>Fikarohana momba ny maha-olombelona ao Azia sy Eoropa (Teny sinoa sy Rosianina)
>Fanabeazana sy fampianarana teny sinoa maneran-tany (Teny sinoa sy anglisy)
>Fianarana teny anglisy
>Fanabeazana momba ny lalàna ho an’ny tanora
>Fampianarana teny rosianina eto Sina
>Gazety sinoa momba ny haiteny ampiharina (linguistique appliquée)
>Gazety akademika momba ny fifanakalozana ara-kolontsaina an’i Azia atsinanana
>Gazety akademika momba ny fiteny maneran-tany
>Fandikan-teny am-bava sy fiarahamonina : gazety fifanohinan-taranja (interdisciplinera)
>Fianarana sy fampianarana teny ampian’ny solosaina any Sina
>Gazety akademika momba ny fifandraisana fifanohinan-kolontsaina iraisam-pirenena
>Fifanohinan-kolontsaina eo amin’i Sina sy Alemana
>Fikarohana slavika eto Sina
>Fifanakalozana sino-iberoamerikanina
>I Sina sy ny fikarohana arabo
>Gazety akademika any Sina
>Fikarohana iraisam-pirenena momba ny Kaofisianisma
>Fianarana ara-paritra sy momba ny firenena