| Mpianatra | Mpianatra manomana ny “Licence” miisa 5700 mahery | 
| Mpianatra manomana ny “Master” sy “Doctorat” miisa 4300 mahery | |
| Mpianatra iraisam-pirenena miisa 1200 mahery | |
| Mpampianatra | Mpampianatra sy mpiasa amin’ny fotoana feno miisa 1200 mahery | 
| Mpampianatra vahiny 200 mahery avy amin’ny firenena sy faritra 65 | |
| Fampianarana | Lalam-piofanana “Licence” miisa 122 | 
| Lalam-piofanana manokana miisa 46 atolotry ny BFSU aty Sina | |
| Fiteny 101 izay ampianarina | |
| Taranja manan-danja nasionaly 4 | |
| Taranja manan-danja monisipaly 7 | |
| Lalam-piofanana “Doctorat” 6 amin’ny taranja sokajy voalohany | |
| Lalam-piofanana “Master” akademika 12 amin’ny taranja sokajy voalohany | |
| Lalam-piofanana “Master” matihanina 9 | |
| Fikarohana | Ivon-toeram-pikarohana fototra momba ny maha-olombelona sy ny siansa sosialy eo ambany fiadidian’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena 1 | 
| Laboratoara momba ny filozofia sy siansa sosialy eo ambany fiadidian’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena (fiofanana) 1 | |
| Ivon-toeram-pikarohana eo ambany fitarihan’ny Komity momba ny teny nasionaly 1 | |
| Tobim-pikarohana ho an’ny fianarana ara-paritra sy momba ny firenena eo ambany fiadidian’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena 4 | |
| Ivon-toeram-pikarohana ho an’ny fianarana ara-paritra sy momba ny firenena miisa 37 izay voasoratra ara-dalàna ao amin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena | |
| Foibem-pikarohana momba ny Fifanakalozana ara-kolontsaina eo ambany fiadidian’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena 3 | |
| Gazety akademika CSSCI 5 | |
| Fiaraha-miasa sy fifanakalozana iraisam-pirenena | Ivon-toeram-pampianarana Confucius 23 | 
| Fifanarahana fiaraha-miasa 300 mahery amin’ny oniversite sy ivon-toeram-pikarohana any amin’ny firenena sy faritra mihoatra 80 maneran-tany. | |
| Toeram-pianarana | Boky 1.6 tapitrisa eo ho eo ao amin’ny tranombokin’ny BFSU |