Pejy voalohany > Vaovao

Nandray anjara tamin’ny Forum momba ny fampandrosoana ny fanabeazana andininy faharoa ny Sekretera Antoko Kaominista Sinoa any BFSU Li Hai, ary nanao lahateny

Updated: 2025-12-22

Tamin’ny 5 desambra, dia niara-nikarakara ny Fikaonandoha momba ny fampandrosoana ny fanabeazana, andininy faharoa, tao Chengdu, Faritanin’i Sichuan ny Minisiteran’ny Fanabeazana Sinoa sy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony, ny Fikarohana ary ny Fanavaozana frantsay. Nahazo fanasana handray anjara Atoa Li Hai, Sekreteran’ny Komitin’ny Antoko Kaominista Sinoa any BFSU, ary nanao lahateny manokana nandritra ny fivoriana momba ny lohahevitra hoe “Fananganana rafitra fanofanana talenta mifantoka amin’ny hoavy, mba hampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra.”